| Entrée | 1 fameriny | 
| Radical | 2 verina | 
| Partie du discours | 3 nom famerina et pronom | 
| Explications en malgache | 4   ny vola madinika averina amin' ny vola omen' ny mpividy raha vola tsy vaky mihoatra noho ny vidin' ilay entana no nomeny [1.1] | 
| Exemples | 5   Folo taona lasa izay, hoy ny fameriny ny teniny, sady nanao dian'olona toa very hevitra izy.
[2.324#] | 
| Vocabulaire | 6 Economie: commerce | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |