|
|
|
|

Entrée1  famela
Radical  2 vela
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomba entina mamela.
5 Azo avela: Heloka tsy famela ny anao. [1.1]
Explications en français  6 Ce qu’on peut laisser, pardonner, manière de laisser. [1.3#822]
Exemples  7  fa rehefa tsy azonay tànana hianao, hataonay ahoana no famela anao ho faty irery any; [2.324#]
8  Hataoko ahoana no famela anao ho tahaka an' i Adama, na fampanjary anao ho tahaka an' i Seboima? [2.996#]

Mis à jour le 2025/09/12