Entrée famavany
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny tonon' ny taolana na zavamaniry [1.1]
 Faritra ihaonan' ny taolana anankiroa eo amin' ny tena [2.285]
Explications en anglais A joint, the articulation of the limbs. [1.2]
Explications en français Les articulations, les joints, les noeuds des tiges [1.3]
Exemples Izy no itomboan' ny tena rehetra, izay velomina sy ampiraisina tsara amin' ny famavany sy ny hozatra, araka ny fampitomboan' Andriamanitra. [2.996]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/19