Entrée | 1 famarafarana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 farafara |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanaovana resaka mialoha ifanarahana mba tsy hisy fifanolanana any aoriana |
Exemples |
5 [2.996] Manaraka izany, nalaiko ny fanekem-pividianana, dia ilay anankiray efa voaisy tombo-kase, ilay misy ny famarafarana sy ny fepetra, sy ilay anankiray mivelatra koa.
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |