Entrée famantsy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza toetr' olona fetsy sady kinga aoka izany amin' ny fahitana hevitra na tetika
Mitovy hevitra: fetsy ~ kinga ~ konjo [1.1]
Explications en français Un fin matois, un roué, un politique habile, un madré, quiconque excelle dans son genre [1.3]
Exemples Ka misy vola fadin-tseranana arivo mahery nozaraina toy izany, ka hoy ilay famantsy ahy amin' ny marika : " Avelao hozaraiko, ka raha misy diso na varirairenty aza dia izaho no mameno. [1.437]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/19