| Entrée | 1 konjo |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Fetsy maranitra.
4 Kinga sy mailaka amin' ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy azo ianteherana mba hikarakara izay Ranona olona konjo iny. 5 Sarotiny aoka izany fa hoe mahalala na mitana ny rariny. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 clever and deceitful.
[1.7] |
| Explications en français |
7 rusé, trompeur.
[1.3, 1.8] 8 se dit des lèvres déliées. 9 fin, adroit. [1.3] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 12 konjokonjo |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|