Entrée famantaranavaratra (fantatra, avaratra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan' ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro misy andriamby, ka manondro ny avaratra mandrakariva ny tendron miloko manga, ary ny atsimo, ny tendrony miloko mena [Rajemisa 1985]
Définition anglaise The mariner's compass [Richardson 1885]
 a compass [Hallanger 1973]
Définition française boussole [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [Andriamalala: Ranomasina, page 72]

2012/11/03