Entrée | 1 famalifaliana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 falifaly |
Exemples |
4 [2.471] Koa ho famalifaliana azy, dia nolazaiko fa rahefa avy manatitra ny entan' ny olona any Maroantsetra izahay, dia hiserana kely any an-tanindrazany vao hiverina any Toamasina. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |