|
|
|
|

Entrée1 famakiloha
Mots élémentaires  2famaky, 3loha
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5karazam-bibikely mitovitovy habe amin' ny valalavao saingy lava vatana kokoa, amin' ny antokon' ny Orthoptères. Henjana ny elany ambony ary manify makarakara toy ny elatra ambany amin' ny azy. Lava be ny tendany. Ny tanany roa anoloana dia sady lava no lehibe sy mantajaka, io no fandraisany haza, ets., dia biby madinika samy hafa. Misy karazany maro izy: ny sasany borobory ny lohany ary ny masony roa dia mivoaka avy eo an-daniny avy, karazany vaventy ireo. Ny sasany kosa indray dia lava sady maranitra ny lohany, toy ny valala Tsindakana.. [1.10#F.155]
6Biby maitsomaitso sahala amin' ny valala, ary misy toy ny famaky eo amin' ny vavany, izay nahatonga ny anarany. [1.1]
Explications en anglais  7A species of mantis. [1.2]
Explications en français  8la mante prie-Dieu. [1.3#141]
Vocabulaire  9 Zoologie: invertébrés
Proverbes  10 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 famakiloha, 12 mahalofika

Mis à jour le 2025/11/02