Entrée famakian-teny
Mots élémentaires famakiana ; teny
Partie du discours locution
Explications en anglais [ famakianteny ] A reading book or lesson
A lectern [1.2]
 Reading; a reading lesson [1.7]
Explications en français La lecture; un morceau à lire [1.8]
 Lecture [1.13, 1.66]
Exemples 
1Tsy mitompo teny fantatra ny mpanoratra, nefa hafa lavitra noho ireo boky famakianteny malagasy efa misy amin'izao fotoana izao [2.332]
2Koa heverinay fa ho fanoitra lehibe ho an' ny mpianatra eo amin' ny famakianteny sy fanazaran-tsaina ny rohy Vola mba hirosoany ho amin' ny lalindalina kokoa hatrany eo amin' ny fianarany sy ny fiainan-koaviny [2.117]

Mis à jour le 2023/11/26