Entrée | famahoahana (vahoaka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Famoriana olona vitsivitsy mba hiasa sy famahanana azy avy eo Fametrahana ho takatry ny vahoaka, fampielezana amin' ny vahoaka: anisan' ny zava-dehibe eo amin' ny fampandrosoana ny famahoahana ny fampianarana [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |