|
|
|
|

Entrée1  fakam-panahy
Mots élémentaires  2 faka, 3 fanahy
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 Teny ilazana ny fitaomana ataon' ny fanahy ratsy mba hampahalatsaka ny olombelona amin' ny ratsy:
6 Tsy nahatohitra ny fakam-panahy izy ka namilivily ny volam-bahoaka
7 Zavatra mitarika na mitaona mafy ny tena:
8 Fakam-panahy lehibe ho azy io zava-pisotro eo ambony latabatra io [1.1]
Explications en français  9 tentation [1.5]
Exemples  10  Mandositra ny fakampanahy aho! [2.5#]
11  Hahatohitra ny fakampanahy ve hianao rahavako, ka hahandry ny fiverenako? [2.499#]
12  Fa na inona na inona no hevitra momba izany, dia hita mazava fa ao ny fakampanahy mamely antsika [1.38]
13  Voan' ny fakampanahy ny sasany ka nangalatra ny volan' ny namany hividianany mokary [2.356#]
Synonymes  14 fitaoman-dratsy
Analogues  15  fitaomandratsy
Article  16 Randzavola: fakampanahy ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/13