|
|
|
|

Entrée1 fahitra
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 fefy [Bezanozano, Sihanaka, Tanosy] [1.78]
4 Tranon' omby ompiana izay voahodidina vala na fefy na faritra (angamba avy amin' ny hoe faritra ihany ny fahitra; amin' ny Betsileo ny fari-bohitra no atao hoe fahitra ary ny fitoeran' omby atao hoe vala) [1.1]
Explications en anglais  5 a cattle-fold, a cattle-pen, a pit in which oxen are fattened. [1.2]
Explications en français  6 parc, trou où l'on engraisse les boeufs, où on les enferme [1.3]
Exemples  7 Tsy mba fotsimbary tsy maniry aho
tsy fahitra foana ombalahy
na tany tsy manam-pidiny
[2.131]
8 Tsy ampy nanamaina velively ny fahitra nosokafany ireo. [2.472]
Morphologie 
9 Simple :
10 Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Tous les mots composés  1510 combinaisons de ce mot
Proverbes  16 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 fahatry, 18 fahitra, 19 fihatra, 20 hafitra, 21 hifatra

Mis à jour le 2025/11/02