|
|
|
|

Entrée1  fahiratana
Radical  2 hiratra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Ny hamarin' ny fijery, ny mizana. [1.1]
Explications en français  5 La justesse de l'œil, de la balance. [1.3#249]
Exemples  6  hilaza fahafahana amin' ny mpifatotra sy fahiratana amin' ny jamba, hanafaka izay nampahorina ary hitory ny taom-pahasoavan' ny Tompo sy ny andron' ny famaliana. [2.996#]

Anagrammes  7 faharitana, 8 fahiratana, 9 fiharatana, 10 hafatraiña

Mis à jour le 2025/09/12