Entrée | 1 fahihirana |
Radical | 2 hihitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fitsitsiana tafahoatra [1.1] |
Explications en français |
5 l'avarice, la parcimonie [1.3#246] |
Exemples |
6 Tandremo tsara sao azon' ny fahihirana hianareo, fa ny ain' ny olona tsy miankina amin' ny habetsahan' izay ananany.
[2.996#]
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |