|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fahenina
Radical  2  enina
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahadimy
Explications en anglais  5  [1.2] the sixth
Explications en français  6  [1.3] sixème
Exemples  7  Izaho no fahenina ary i Doda no farany. [2.4]
8  Tamin' ny marainan' ny andro fahenina aho vao niditra fitsarana. [2.643]
9  Be ny malahelo tsy mahatakatra fahenina, fa tapa-pahenina no takany, fahatelom-pahenina no takany. [2.298#]
Autres orthographes  10  fahaenina
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot fahenina

Entrée (2/2)15  fahenina
Radical  16  enina
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18  [1.3] six brasses
Vocabulaire  19  Espace

Anagrammes  20  fahenina, fihenana, hafenina, hanefany, hanefina, hiafenan, hifanena, nahefany, nahefina

Mis à jour le 2023/02/26