Entrée fahazarana (zatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin' ny famerimberenana zavatra na asa matetika. [1.1]
Explications en anglais Habit; familiarity from use or practice or acquaintance [1.7]
Explications en français Habitude [1.3, 1.8]
 Familiarité par suite d'habitude [1.8]
Exemples 
1Nanjary toetra raikitra vokatry ny fahazarana ny mandeha alina sy manavatsava. [2.643]
2Ny mpirotsaka an-tsitrapo ato amin' ny Firohotana dia ireo izay nandà ny fahazarana. [1.369]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/12