Entrée | 1 entim-pahazarana |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] tsy mandeha ara-tsitrapo fa manaraka ny efa mahazatra fotsiny, tsy ny saina na ny sitrapo no mitondra fa ny fahazarana fotsiny |
Exemples |
4 [2.470] Mpamboly sy mpiompy araka ny nentim-pahazarana sy fahazatana Ratovo vadiny, ka tsy hitena akanjon' ambanivohitra, na hiaingitraingitra na oviana na oviana. |
Mots élémentaires | 5 entina, fahazarana |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |