Entrée fahavelomana (velona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fotoana iainana: Nanao soa ny mpiara-belona aminy izy nandritra ny fahavelomany. [1.1]
Explications en anglais Life, lifetime, the duration of life [1.7]
Exemples 
1Dia vao ho feno ny fahavelomana? [2.5]
2sahala ny fahavelomana, ary iray ny fahafatesana. [2.69]
3Dia ho tapitra hatreo ve ny fisiana sy ny fahavelomana? [2.529]

Mis à jour le 2023/08/27