Entrée fahatsorana (tsotra)
Partie du discours nom
Définition anglaise straightforwardness, plain speech [Hallanger 1973]
Exemples 
1Teo aho vao nahita lany ny fahatsoran' i Vola. [Andraina: I Vola, page 10]
2Iza moa no tsy mahalala fa ny fahantrana saika miray dia hatrany amin' ny fahatsorana sy ny habadoana! [Andraina: Mitaraina, page 98]
Citations 

2014/10/17