Entrée | 1 fahatsiarovana |
Radical | 2 tsiaro |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 fitamberenan' ny zavatra na olona hita na fantatra tamin' ny andro lasa ao an-tsaina indray: mbola velona ato ampoko ny fahatsiarovako an' i Neny 5 zavatra omena olona mba tsy hanadinoany ny tena, na ny toe-javatra iray niarahana: omeko anao itỳ boky itỳ ho fahatsiarovana ny niarahantsika niasa [1.1] |
Explications en français |
6 la mémoire, le souvenir [1.3] |
Exemples |
7 -- fahatsiarovana sisa no itadidiana ny fisian-dRainitoandro teo amin' ny fiainana fahiny. [2.470] 8 Antambo anankiroa tena hadinoko tanteraka taoa an' eritreritra ireo, ka nanorisory ahy fatratra ny fahatsiarovana azy tampoka. [2.471] 9 Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.472] |
Analogues | 10 fahatsiahivana, fahatadidiana, dindo, tsangambato, orimbato |
Mots composés |
|
Titres | 12 Fahatsiarovana ny fahazato taonan' ny namonoana an-dRafaralahy Andriamazoto : Martiora malagasy faharoa 1838-1938 (Rabary Jean-Joseph) |
Citations | 13 Textes citant fahatsiarovana |
Mis à jour le 2023/08/11 |