|
|
|
|

Entrée1  fahatomombanana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tomombana
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Exemples  6  [2.606] Tsy azo ialana ny jiny, hoy ny poeta, tsy maintsy atao ny sorona fa izay no manala ny "ratsy" eo amin'ny fiainan'ny olona ary mitondra amin'ny fahatomombanana
7  [4.27] Raha tsy izany, mitombina ny ahiahy amin' ny « itsinjarana ny fahefana » mikasika ny lesoka eo amin' ny fifandraisan' ny rantsana isan-tokony eo amin' ny fahatomombanana izay indrisy tsikaritra matetika eo amin' ny Fanjakana foibe

Mis à jour le 2025/07/29