|
|
|
|

Entrée1  fahamasinana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  masina
Explications en malgache  4  [1.1] Fahamboniana noho ny toetra na hery masina ananana
Explications en français  5  [1.3#223] Vertu, efficacité, sainteté.
Exemples  6  [2.996#] Tsy miova ny teny vavolombelonao, ny fahamasinana no mendrika ny tranonao;
7  [2.324#] Izao fahoriana toa mila hanimba ny fonao izao, noho ny fandaozako anao, dia toy ny ranonorana vao mainka hampamelatra ny maha-olombelona anao, dia ny toe-panahy feno fitiavana sy fahadiovana ary fahamasinana.

Anagrammes  8  fahamasinana, hanamafisana

Mis à jour le 2025/07/29