|
|
|
|

Entrée1  fahaizana
Radical  2  hay
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Zavatra hay, fantatra: Olona be fahaizana, hono, iny tovolahy iny
Fahalalana voafototra ary ara-tsaina mikasika zavatra iray: Ny fahaizana momba ny marika
Fahafahana manao zavatra: Ny fahaizana mamaky teny sy manoratra
Hakingana: Nampiseho fahaizana lehibe izy tamin' izany raharaha izany
Fitambaran' ny fahalalana takatry ny sain' ny olombelona mikasika ny zavaboary, ny lalàna mifehy ny zavaboary, sns., izay hitan' ny olo-mahay ombieny ombieny, ka mahatonga ny fiainan' ny taranak' olombelona handroso hatrany: Na manao ahoana na manao ahoana, tsy hahafoana an' Andriamanitra akory ny fahaizana satria ny zavatra nataon' Andriamanitra ihany no dinihiny sy fakafakainy. [1.1]
Explications en anglais  5  ability [1.2, 1.7]
6  cleverness, competency to do anything. Sometimes pronounced fahahaizana. [1.2]
7  skill [1.7]
Explications en français  8  capacité, habilité [1.8]
9  savoir [1.13]
Exemples  10  Hay ny fahalalana sy ny fahaizana mety miray dia amin' ny halozana! [2.472]
11  Tsy mahay taratasy I Lidy ary tafatsatoka tao an-tsainy ny lanjan' ny tsy fahaizany. [2.470]
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Tous les mots composés 

Anagrammes  23 fahaizana, 24 fahiazana, 25 ifahazana

Mis à jour le 2025/09/19