|
|
|
|

Entrée1  fahafinaretana
Radical  2  finaritra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Hafaliana: Akory ny fahafinaretako namaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny
Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny fahafinaretana [1.1]
Explications en anglais  5  pleasure, happiness [1.7]
Explications en français  6  le plaisir, la joie, l'agrément, le bonheur [1.3]
7  plaisir, bonheur [1.8]
Exemples  8  Mba nisy setriny ve izany rehetra izany tamin' ny fahafinaretana na fampiadanam-batana teo aminay? [2.472]
9  Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [2.471]
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Vocabulaire  12  Emotions
Synonymes  13  hafinaretana
Illustrations 

Mis à jour le 2025/09/12