|
|
|
|

Entrée1  fahafahana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  afaka
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  8  [1.1] Toetran' ny olona afaka, izany hoe tsy voageja, tsy andevozin' ny sasany fa afaka manao izay tiany araka ny sitrapony
Explications en anglais  9  [1.7] freedom, liberty
Explications en français  10  [1.3, 1.8] Liberté
11  [1.8] affranchissement
Exemples  12  [2.471] Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny fahafahana, saingy toa ho resiny.
13  [2.470] Manafosafo ny tapa-taona izao no naha-mpiasa tao ary mahatsiaro tena ho tafahitsoka amin' ny lalina izy noho ny tsy fahafahany mihetsika intsony.
Article  14  Randzavola: fahafahana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  15  ahafahafan, fahafahana, nahafahafa

Mis à jour le 2025/08/10