Entrée | 1 Evanjely |
Partie du discours | 2 nom propre (biblique) [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Anarana ilazana ireo boky efatra nosoratan' i Matio, Marka, Lioka ary Joany (na Jaona) mitantara ny fiainan' i Kristy no sady mirakitra ny fampianarany 4 Ny fampianaran' i Kristy: Io Misionera io no nitory ny evanjely voalohany teto amintsika [1.1] |
Exemples |
5 Vita ny vakiteny ny evanjely, dia niteny i Mompera! [2.270#] 6 Fa omena azy ny toerana sahaza azy ao amin' ny evanjely, ao amin' ny toerana nametrahan' i Jesoa Kritsy an' i Lazara, ilay vehivavy samaritana ary ny mpiandry ondry tany Bethlehema. [1.369#] |
Vocabulaire |
7 Ecritures Saintes |
Autres orthographes | 8 evanjily |
Analogues | 9 filazantsara, vaovao mahafaly |
Citations bibliques | 10 Chapitres et versets citant Evanjely |
Mis à jour le 2023/02/21 |