|
|
|
|

Entrée (1/4)1  erà
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1]
Explications en français  4  amont [1.3#128]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  7  Espace
Synonymes  8  ira
Antonymes  9  ava

Entrée (2/4)10  era
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1]
Dérivés 
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :

Entrée (3/4)19  era
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  filazana [Taisaka] [1.78]
22  fifanarahana [Bara] [1.78]
23  Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1]
Explications en anglais  24  consent, permission [1.7]
Explications en français  25  permission [1.3#128, 1.8]
26  action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3#128]
27  action de demander la permission [1.8]
28  avis [Taisaka] [1.82]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 

Entrée (4/4)44  era    
Partie du discours  45  nom
Explications en anglais  46  fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17]

Anagrammes  47 are, 48 erà, era, 49 rea

Mis à jour le 2025/09/19