|
|
|
|

Entrée1  eritreritra
Radical  2  eritra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] fisainana, asan' ny saina mamakafaka sy mandinika maharitra momba ny zavatra iray
5  [1.13] menimeny, hetsika ny saina
Explications en anglais  6  [1.7] thought, meditation
Explications en français  7  [1.3, 1.8, 1.13] réflexion, méditation
8  [1.13] pensée, conscience
Exemples  9  Aza be eritreritra ny amin' izany ianao. [1.1]
10  Teo andrefan-trano Rasoa no variana sy lasa eritreritra. [2.470]
11  Ambony no ho vadinao anaka, fa aza mba manana eritreritra hianao! [2.324]
Vocabulaire  12  Philosophie
Morphologie 
13  Simple :
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes passifs :
16  Verbes relatifs :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Synonymes  19  eritra
Mots composés 
Titres  23  Eritreritra fahavaratra (Rabearivelo Jean-Joseph)
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot eritreritra

Anagrammes  25  aeritreritr, eritreritra

Mis à jour le 2023/01/20