|
|
|
|

Entrée (1/4)1  erà
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1]
Explications en français  4  amont [1.3#128]
Vocabulaire  5  Espace
Mots composés 

Entrée (2/4)7  era
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1]
Dérivés 
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :

Entrée (3/4)13  era
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  filazana [Taisaka] [1.78]
16  fifanarahana [Bara] [1.78]
17  Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1]
Explications en anglais  18  consent, permission [1.7]
Explications en français  19  permission [1.3#128, 1.8]
20  action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3#128]
21  action de demander la permission [1.8]
22  avis [Taisaka] [1.82]
Dérivés 
23  Verbes actifs :
24  Verbes passifs :
25  Verbes relatifs :
26  Noms :
27  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (4/4)30  era
Partie du discours  31  nom
Explications en anglais  32  fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17]

Anagrammes  33  are, era, erà, rea, are, era, erà, rea

Mis à jour le 2023/06/15