|
|
|
|

Entrée (1/4)1  erà
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Espace
Explications en malgache  4  Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1]
Explications en français  5  Amont [1.3#128]
Synonymes  6  ira
Mots composés 

Entrée (2/4)8  era
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1]
Dérivés 
11  Verbes passif :
12  Verbes relatif :
13  Noms :

Entrée (3/4)14  era
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  Filazana [1.78]
17  Fifanarahana [1.78]
18  Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1]
Explications en anglais  19  Consent, permission [1.7]
Explications en français  20  Permission [1.3#128, 1.8]
21  Action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3#128]
22  Action de demander la permission [1.8]
23  Avis [1.82]
Dérivés 
24  Verbes actif :
25  Verbes passif :
26  Verbes relatif :
27  Noms :
28  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (4/4)31  era
Partie du discours  32  nom
Explications en anglais  33  Fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17]

Anagrammes  34  are, erà, rea

Mis à jour le 2023/06/15