|
|
|
|

Entrée1  enjehina
Radical  2  enjika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Arahina: Nenjehiko moramora avy aoriana ry zalahy
5  Tratrarina an-kazakazaka avy aoriana: Nenjehin' ny polisy ilay mpangalatra ka azony ihany nony afaka folo minitra
6  Asiana an-kolaka na mivantana: Tsy fantatro izay ratsy nataoko fa enjehin' ny namako aho
7  Ampijalijalina, trandrahina hatraiza hatraiza: Nenjehina aoka izany ny mpikambana anisan' ny VVS [1.1]
Explications en anglais  8  to be pursued, to be persecuted [1.7]
Explications en français  9  qu'on poursuit, qu'on persécute [1.8]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20