| Entrée | 1 endrey |
| Partie du discours | 2 interjection [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina,
4 na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. 5 (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina 6 amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- 7 Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; 8 ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: 9 Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [1.10] |
| Exemples |
10 endrey, hoy ny lahy somary nihoraka;
[2.470]
11 Taitra izy, ary endrey ny fahatahorany; [2.324] 12 endrey ny alahelo amy ny fandrenesana izany! [2.59] 13 endrey maha-te-hizaha! [1.215] 14 endrey ny hatairan' izy roa lahy! [2.499] 15 Dia hoy Rafotsiarifanahy: "endrey! [2.293] |
| Autres orthographes | 16 adray, adrey, dray, drey |
| Anagrammes | 17 diñere, 18 endrey |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|