Entrée adrey
Partie du discours   interjection [liste]
Définition malgache   Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [Ravelojaona: Firaketana]
Définition anglaise   an exclamation of surprise or approbation; Really! You don't say! See there! [Richardson 1885]
   oh my!, alas! [same as adray] [Hallanger 1973]
Définition française   tiens ! douleur, crainte : aïe ! [comme adray] [Hallanger 1974]
Exemples  
1Adrey, ity Rangahympanjato-bemividy kary! [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 24]
2Rehefa tonga tany izy, dia taitra ny tao an-tanàna, ka nanao hoe : Adrey! [Dahle: Angano, page 37]
Autres orthographes  

Mis à jour le 2016/11/02