Entrée drodroka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Lo tanteraka; tena malemy sy mifotetaka: Efa drodroka mihitsy itỳ hazom-baravarana itỳ ka tokony hosoloana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise softened, rotten. See boboka, mohaka. [Richardson 1885]

Entrée drodroka
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanala] kapoka, vely [Rakotosaona 1972]

2012/11/02