Entrée |
dridra
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Anarana ilazana karazana vay ohatra ny zavatra mibontsina kely amin' ny voalohany na ohatra ny faritra tera-mena eo amin' ny hoditra amin' ny ranjo; mitombo faingana ireo ka mety hahatratra 10 sm ny savaivony; misy fanaviana, fanaintainana ary fanapoizinana ny tena manontolo miaraka aminy [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | an ulcerous disease [Richardson 1885]
|
Traduction française | ulcère [Rajemisa: Vakoka]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
|
Entrée |
dridra
|
Partie du discours | nom
|
Traduction anglaise | the name of a grass which is supposed to cause the dridra disease. [Richardson 1885]
|
Traduction française | [Merina]
( dridra : ulcère, plaie rebelle).). Nom d'une plante herbacée, dont l'application en topique provoque la formation d'ulcères. Les mendiants s'en servent pour inspirer plus de pitié.
[Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
|