| Entrée | 1 -drery |
| Partie du discours | 2 forme morphologique de irery |
| Exemples |
3 Izay mandeha irery dia mipetra-drery tahaka ahy
[2.4#96]
4 isika olona kosa ka tsy ampy hery maningan-drery [2.245#57] 5 ny anjaran' i Benjamina dia indimy hoatra ny anjaran-drery tamin' izy rehetra [2.996] 6 Ny fanambarana dia azo atao amin' ny anaran' olon-drery, na fikambanana, na fokonolona, na faritany [2.272#245] |
| Mis à jour le 2025/07/02 |
|