Entrée dontoina (donto)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Atao tonga marenindrenina: Mahagaga fa nodontoin' ny aretina io zaza io
¶ Domboina: Aza dontoina amin' ny vato ny angadinao
¶ Tonga tsy mailaka, tsy matsilo intsony: Nodontoin' ny asa mafy loatra zaza itỳ ka izany no tsy androsoany amin' ny fianarana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
dontoina
dontoiko
dontoinao
dontoiny
dontointsika
dontoinay
dontoinareo
dontoin'
dontoin-
dontoim-
dontoi-
nodontoina
nodontoiko
nodontoinao
nodontoiny
nodontointsika
nodontoinay
nodontoinareo
nodontoin'
nodontoin-
nodontoim-
nodontoi-
hodontoina
hodontoiko
hodontoinao
hodontoiny
hodontointsika
hodontoinay
hodontoinareo
hodontoin'
hodontoin-
hodontoim-
hodontoi-
dontoy

2010/05/14