|
|
|
|

Entrée (1/2)1  donaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Setroka be na hafanana manevokevoka [1.1]
Explications en anglais  4  smoke from a fire [1.7]
Explications en français  5  fumée, chaleur suffocante des appartements [1.3]
6  fumée [1.8]
Exemples  7  Miova lasy ny tanàna, mamonjy ireo toeran-donaka! [1.253]
8  Ny fomba fiantsoana ny olona hihaino kabary dia toy izao : asiana donaka afo eny an-tendrombohitra talaky maso. [2.508]
Morphologie 
9  Simple :
Mots composés 
Titres  11  Dona-tsetroka (Andriarimalala René)

Entrée (2/2)12  donaka
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  vono na kapoka atao [1.1]
Explications en français  15  coup [1.3]

Anagrammes  16  danoka, dokana, donaka, kadoña, kodàna

Mis à jour le 2023/08/26