|
|
|
|

Entrée1  domelina
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Adjectifs :
Explications en malgache  4  [1.1] Donto, mahatsiaro ny loha ho mavesatra, tsy afa-manao na inona na inona: Mafy izay asaindroa andro nisesy izay: domelina mihitsy izany ny lohako
5  [1.13] donto
Explications en français  6  [1.3#113, 1.13] abruti
7  [1.3#113] Qui a la tête fatiguée, lourde, qui a l'esprit accablé, incapable de travail, de réflexion; qui a perdu la mémoire
Exemples  8  [2.424#] tsy misotro toaka, tsy mifoka sigara, ary tsy mandray zava-maha-domelina;
9  [2.643#] Nangitsingitsina ny sofiko, domelina ny an-dohako, nipararetra ny molotro.
Synonymes  10  donto

Mis à jour le 2025/07/29