| Entrée | 1 domelina | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Donto, mahatsiaro ny loha ho mavesatra, tsy afa-manao na inona na inona: Mafy izay asaindroa andro nisesy izay: domelina mihitsy izany ny lohako [1.1] 4 donto [1.13] | 
| Explications en français | 5   abruti [1.3#113, 1.13] 6 Qui a la tête fatiguée, lourde, qui a l'esprit accablé, incapable de travail, de réflexion; qui a perdu la mémoire [1.3#113] | 
| Exemples | 7   tsy misotro toaka, tsy mifoka sigara, ary tsy mandray zava-maha-domelina;
[2.424#] 8 Nangitsingitsina ny sofiko, domelina ny an-dohako, nipararetra ny molotro. [2.643#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 10 donto | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |