Entrée | ditsoka | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Définition malgache | Misy zavatra ao anaty maso: Ditsoka aho ka andraso kely aloha ¶ Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsoka ny masoko ka mitete ranomaso ¶ Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso: Ditsoka ny fo amin' izao fahalasanan' ny olo-malala izao / Ny masoko ditsoka leoko ihany, fa ny fo re no ditsoka ka tomany (Ny Avana) [Rajemisa 1985] | |||
Traduction française | Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu ¶ (ivrogne) ébloui par l'alcool ¶ terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [Abinal 1888] | |||
Dérivations |
| |||
Autres orthographes | ditsoka | |||
Citations | Proverbes contenant le mot ditsoka | |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |