|
|
|
|

Entrée1  ditsoka
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  8  [1.1] Misy zavatra ao anaty maso: Ditsoka aho ka andraso kely aloha
Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsoka ny masoko ka mitete ranomaso
Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso: Ditsoka ny fo amin' izao fahalasanan' ny olo-malala izao / Ny masoko ditsoka leoko ihany, fa ny fo re no ditsoka ka tomany (Ny Avana)
Explications en français  9  [1.3] Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu
(ivrogne) ébloui par l'alcool
terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal
Autres orthographes  10  ditsoka
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot ditsoka

Anagrammes  12  ditsoka, tsakody

Mis à jour le 2025/08/10