|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ditra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Be di-doha koa izany raha olona. Tsy nahaleo ditra azy aho ka naleoko nihataka
4  Finiavana hanao ny tsy mety na dia tenenina lava izao aza: Ditran' ankizy re izany! Tsy avala hifoka sigara izy ka mbola mifoka foana ihany. [1.1]
Explications en anglais  5  obstinacy, contumacy, stubbornness; hardness, as or wood, string, etc. See kiry, hihitra [1.2]
6  stubbornness, obstinacy [1.7]
Explications en français  7  entêtement; obstination dans le mal [1.8]
8  bêtise [1.13]
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot ditra

Entrée (2/2)18  ditra
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20  tanimanga [1.13]
Explications en français  21  argile [1.13]
Vocabulaire  22  Géologie
Morphologie 
23  Simple :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/11