|
|
|
|

Entrée1  difotra
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Noms :
6  Adjectifs :
Explications en malgache  7  Sarona, rakotra: Difotry ny rano ny tanimbary
8  Rendrika ao anaty: Difotry ny alahelo i Neny tamin' ny nahalasanan' i zoky tany am-pita
9  Ihoarana, milentika ao anaty: Difotry ny mangahazo aho: loza izany raha hatsaran' izay voly [1.1]
Explications en anglais  10  submerged, overwhelmed [1.2, 1.7]
11  deluged. See safotra, tondraka [1.2]
Explications en français  12  submergé, dépassé par [1.3, 1.8]
13  plongé dans, qui a disparu sous l'eau, couvert [1.3]
Exemples  14  Angamba difotra alahelo loatra izy ka tonga verivery saina. [1.38]
15  difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472]

Anagrammes  16  difotra, dofitra

Mis à jour le 2020/07/31