Entrée | 1 diavolana |
Mots élémentaires | 2 volana |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fahazavana avy amin' ny volana: Mahafinaritra ny diavolana mangoratsaka misy volana: Diavolana ny andro |
Explications en anglais |
5 [1.2] [volana, the moon] moonlight. The former part of this word is probably from an obsolete root dia meaning brightness, purity, light. Comp. dio, zava. [Ar. Zaha, luxit splenduit; Heb. and Chal. ziv, splendour; Sansk. root div and dio, luxit, splenduit, from which is the Lat. divus and dues, as well as Jupiter (Joris), and the greek Zeus (Dios), dialos-deelos and delos, bright. Also the angels. Tiv; Goth. tius (cf. the Eng. Tuesday); Old Norweg. tyr (pl. tivar, gods), and Old German Zio is the same word] 6 [1.7] moonlight |
Explications en français |
7 [1.8] clair de lune |
Exemples |
8 Sembanin-drahona ny fenomanana ka toa mampitamby ny diavolana [2.470] 9 diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any [2.471] |
Vocabulaire |
10 Astronomie |
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot diavolana |
Anagrammes | 16 adilovana, diavolana, voadilana, voaladina |
Mis à jour le 2023/06/02 |