Entrée danise
Partie du discours nom
Explications en malgache Dihy vahiny nentin' ny Vazaha, mitovy amin' ny hoe bal, izay iarahan' ny lehilahy sy ny vehivavy misonenika amin' ny feo-mozika, ka mifanatrika ary mifampisakambina izy amin' izany [1.1]
Explications en anglais Dancing in European fashion. See dihy [1.2]
Explications en français Danse européenne [1.3]
Synonymes dihy
Mots composés 
Origine Français: danser.

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11