|
|
|
|

Entrée1  borozany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [0] jereo borizano
Exemples  4  [2.59#] ary ny nianamboninahitra sy ny miaramila, izay afaka ho borozany;
5  [2.366#] Rainimaharavo 16 voninahitra, Chief secretary of state sy Andriantsitohaina 16 voninahitra sy Rafaralahibemalo loholona lehibe amin' ny borozany no nanao sonia nisolo tena an-dRasoherina ary Finkelmeier masoivohon' ny fanjakana amerikana no nanao sonia tamin' ny andaniny.
Autres orthographes  6  borizany, borizano, borozano

Anagrammes  7  borizano, borozany

Mis à jour le 2025/02/02