Entrée borozano
Partie du discours nom
Explications en malgache Jereo borizano []
Exemples 
1Ny borozano hilanja azy sy hitondra ny entana efa vita fanekena. [2.499]
2Ny Borozano : mirandrana ny volony, satrobory no azony isatrohana. [1.437]
3Maika dia maika ny nisarahanay sy ireo borozano nilanja ahy ka tsy afaka nanontany azy ireo ny marina aho, sady tsy niserana tao an-tsaiko velively akory koa ny hanontany izany. [2.5]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2021/10/16