|
|
|
|

Entrée1  boraingona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingona: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao. [1.1]
Explications en français  4  despotique, arbitraire, injuste [1.3]
Tous les mots composés 
Autres orthographes  7  boraingina
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot boraingona

Mis à jour le 2025/09/12